plt_tn/lev/13/50.md

693 B

hafitoana

"7 andro"

andro fahafito

Ny "fahafito" dia filaharan'isan'ny 7. DH: "andro faha 7"

zavatra izay nampiasana hoditra

DH : "zavatra izay nampiasan'ny olona hoditra"

zavatra rehetra izay nahitana ilay maty fotsy mampidi-doza

DH: "zavatra izay nahitany ilay maty fotsy mampidi-doza"

maloto izany zavatra izany

Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihan'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

fa mety hitondra aretina izany

Ilay maty fotsy mampidi-doza dia mety hiteraka aretina ho an'ny olona izay mikasika ireo zavatra ireo.

Tsy maintsy dorana tanteraka izany zavatra izany

DH: "Aoka ho dorany tanteraka izany zavatra izany"