plt_tn/lev/13/42.md

409 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh.

areti-mifindra

Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:3 ireo teny ireo.

maloto izy ... manambara azy ho maloto tokoa ilay mpisorona

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.