plt_tn/lev/13/35.md

12 lines
488 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh.
# taorian'ny nilazan'ilay mpisorona fa madio izy ...Madio izy, ary tsy maintsy manambara azy ho madio ilay mpisorona
Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.
# Maloto ilay olona
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.