plt_tn/lev/13/12.md

450 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh.

tsy maintsy manambara an'ilay olona misy aretina ho madio ny mpisorona ...madio ... dia haloto izy

Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny ary olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.