plt_tn/lev/13/03.md

549 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

hoditrin'ny vatany

Eto, ny "-ny" dia manondro ilay olona misy aretin-koditra.

areti-mifindra

Aretina izay mora miparitaka avy amin'ny olona iray mankany amin'ny olona hafa.

tsy maintsy manambara azy ho maloto izy

"Aoka ilay mpisorona hanambara ilay olona ho maloto." Ny olona iray izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

mandritra ny hafitoana

"mandritra ny 7 andro"