plt_tn/lev/12/06.md

247 B

Rehefa tapitra ny andro fandiovana azy

"Rehefa tapitra ny andro fanadiovana ireo reny"

ho an'ny zanaka lahy na zanaka vavy

Io dia manondro ny tsy fitovian'ny isan'ny andro fanadiovana izay mifototra amin'ny fiterahany zazalahy na zazavavy.