plt_tn/lev/11/03.md

589 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina.

mivaky kitro

Io dia midika ny kitro izay mivaky roa raha tokony ho iray ihany.

mamerin'ota

Io dia midika ireo biby izay mamerina ny sakafo avy any amin'ny vavoniny ka averiny tsakoina indray.

na mamerin'ota na mivaky kitro aza ireo biby sasany

Izany hoe, manana iray na hafa , fa tsy miaraka.

maloto ho anareo ny rameva

Ny tsy fahamendrehan'ny rameva ho hanina dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izany.