plt_tn/lev/08/28.md

810 B

Dia naka ireo ...i Mosesy

Eto, ny "ireo" dia manondro ilay sabora, fe, ary ireo mofo rehetra.

teny an-tanan'izy ireo

Eto, ny "tanana" dia mampiseho ilay olona iray manontolo. DH: "avy tamin'i Arona sy ireo zanany lahy"

Ireo dia fanatitra fanamasinana

"ireo dia fanatitra ho fanokanana an'i Arona sy ireo zanany lahy ho amin'ny fanompoana an'i Yaveh"

fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh

DH: "fanatitra dorana ho an'i Yaveh"

namoaka hanitra mamerovero

Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.

tratra

Faritra eo anoloan'ny vatan'ny biby eo ambanin'ny tendany.

fanokanana

Lanonana ofisialy izay fanaovana ny olona ho mpisorona.