plt_tn/lev/07/17.md

614 B

amin'ny andro fahatelo

Io dia laharan'isa fahatelo. DH: "aorian'ny andro faharoa"

aoka ho dorana

DH: "aoka ho doran'ilay olona izany"

Raha misy henan'ny sorona amin'izay fanati-pihavanana nohanina amin'ny andro fahatelo

DH: "Raha misy mihinana ny henan'ny soron'ny fanati-pihavanana amin'ny andro fahatelo"

tsy ho ekena izany

DH: "Tsy hanaiky izany Yaveh"

na ho tanan'izay nanolotra izany

DH: "na hankasitraka ny sorona izay natolotr'ilay olona i Yaveh"

hitondra ny heloky ny otany

Ny olona iray izay tompon'andraikitra amin'y otany dia resahina toy ny hoe mitondra ilay ota ara-batana izy.