plt_tn/lev/07/09.md

813 B

izay nandrahoina tao anaty lafaoro ... izay nendasina tamin'ny vilany fanendasana

DH: "izay andrahoin'ny olona amin'ny lafaoro ...izay endasin'y olona amin'ny vilany fanendasana"

lafaoro

Io dia mety ho fitaovana poak'aty vita tamin'ny tanimanga. Arehitra ao ambanin'ilay lafaoro ny afo, ary ny hafanana no manamasaka ny koba ao anatin'ilay lafaoro. Jero ny nandikanao izany ao amin'ny 2:4.

lasitra fanendasana

Ny lasitra fanendasana dia lovia vy misy sisiny boribory. Apetraka eo ambonin'ilay lasitra ny koba ary andrahoina eo ambony afo. Jereo ny fomba nandikanao ny "lasitra" ao amin'ny 2:6.

lasitra fandrahoana

Io dia lovia izay vita tamin'ny tanimanga na vy. Apetraka eo ambony afo ilay lovia , ary masaka eo ambon'ilay lovia ny koba. Jereo ny nandikanao ny "lasitra vy fisaka" ao amin'ny 2:4.