plt_tn/lev/06/27.md

640 B

Na iza na iza mikasika ny henan'izany dia ho tonga masina

Io dia fampitandremana an-kolaka fa tsy misy tokony hikasika ilay henan'ny fanatitra nohon'ny fahotana ireo izay eo akaikin'ireo mpisorona. Ny dika fenon'io dia azo atao mazava.

ny vilany tanimanga izay nampangotrahana izany dia hovakiana

DH: "Tsy maintsy potehinao ny vilany tanimanga izay nampangotrahana ilay hena"

Raha nampangotrahana tanaty vilany varahina izany, dia aoka hokosehina sy hosasana madio amin'ny rano izany

DH: "raha nampangotraka hena tamin'ny vilany varahina ianareo, dia tsy maintsy mikosoka ilay vilany ianareo ary manasa izany amin'ny rano madio"