plt_tn/lev/06/08.md

447 B

Dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh, nanao hoe: 9"Didio i Arona sy ireo zanany, lazao hoe: 'Izao no lalàn'ny fanatitra dorana:

DH: "dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ka naniraka azy handidy an'i Arona sy ireo zanany lahy, manao hoe: 'izao no lalàna"

Tsy maintsy eo ambony fatan'ny alitara

"tsy maintsy eo ambonin'ny alitara"

ny afon'ny alitara dia havela hirehitra hatrany

DH: "tsy maintsy ataonao mirehitra hatrany ny afon'ny alitara"