plt_tn/lev/05/07.md

309 B

Raha toa tsy mahavita mividy zanak'ondry izy

"Raha tsy manana vola ampy mba hividianana zanak'ondry izy"

hanolana ny lohan'izany izy nefa tsy hanala izany tanteraka amin'ny vatana

"hamono izany amin'ny alalan'ny fanolanana ny lohany sy ny fanapahana ny tendany, saingy tsy ataony miala ny lohan'izany"