plt_tn/lev/05/05.md

257 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

ny mpisorona dia hanao fanavotana ho azy

Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanavotra ho azy ilay mpisorona"