plt_tn/lev/04/32.md

349 B

Hametraka ny tanany eo amin'ny loha

Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 1:3.

eo amin'ny toerana izay hamonoan'izy ireo

"eo amin'ny toerana hamonoan'ireo mpisorona"