plt_tn/lev/04/04.md

712 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

Aoka izy hitondra omby lahy

"tsy maintsy mitondra omby lahy ilay mpisoronabe"

hametraka ny tanany eo amin'ny lohany

Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona, mba hamelan'Andriamanitra ny helok'ilay olona rehefa mamono ilay biby izy ireo. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 1:3.

Ilay mpisorona voahosotra dia haka sombiny amin'ny rà

Io dia midika fa ilay mpisorona dia mitaty ny rà amin'ny lovia jobo rehafa mijininiaka avy amin'ilay biby izany.