plt_tn/lev/04/01.md

645 B

Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh, nanao hoe: 2"Lazao ny vahoakan'Israely hoe: 'Raha misy olona manota

DH: "Niresaka tamin'i Mosesy Yaveh ary naniraka azy hiteny ami'ireo vahoakan'israely hoe: 'raha misy olona manota"

izay nandidian'i Yaveh mba tsy ho atao

DH: "izay nandidian'i Yaveh mba tsy hataon'ireo vahoaka"

raha manao zavatra izay voarara izy

DH: "raha manao zavatra izay nandraran'Yaveh izy"

tsy maintsy atao ireto manaraka ireto

DH: "tsy maintsy manao ireto manaraka ireto izy"

ka mitondra fanamelohana eo amin'ny vahoaka

Ny anarana "fanamelohana" dia azo aseho amin'ny mpamaritra. DH: "ka manao ny vahoaka ho meloka"