plt_tn/lev/03/15.md

776 B

izy

Eto, ny "izy" dia manondro ireo olona manatitra sorona.

Handoro izany rehetra izany eo ambony alitara ho fanatitra hohanina natao tamin'ny afo

Adikao amin'ny fomba izay tsy tena mihinana ilay sakafo Yaveh. DH: "handoro ireo zavatra ireo eo amin'ny alitara mba ho fanatitra ho an'i Yaveh. Ho tahaka ny hoe sakafo omena an'i Yaveh izany" (UDB)

mba hamoaka hanitra malefaka

Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.

Ho lalàna mandrakizay eo amin'ny taranakareo fara mandimby ...izany

Io dia midika fa izy ireo sy ny taranany dia tsy maintsy mankatò ireo ireo didy ireo mandrakizay.

"na hihina rà"