plt_tn/lev/03/06.md

534 B

atolony eo anoloan'i Yaveh izany

"atolony eo amin'ny fanatrehan'Yaveh izany" na "atolony ho an'i Yaveh izany"

Hametraka ny tanany eo an-dohan'ny

Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona.

hamafy ny ràny amin'ny sisin'ny alitara ireo zanaka lahin'i Arona

Io dia midika fa mialohan'ny hanapariahana ilay rà, dia mitaty rà amin'ny lovia jobo izy ireo rehefa mijininiaka avy amin'ilay biby izany.