plt_tn/lev/03/01.md

752 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'ireo vahoaka izay tian'Yaveh hataon'izy ireo i Mosesy.

eo anoloanan'i Yaveh

"eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh" na "eo amin'i Yaveh"

Hametraka ny tanany eo an-dohan'ny fanatiny izy

Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona, mba hamelan'Andriamanitra ny helok'ilay olona rehefa mamono ilay biby izy ireo. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 1:3.

ireo zanaka lahin'i Arona mpisorona hamafy ny ràn'izany

Io dia midika fa mialohan'ny hanapariahana ilay rà, dia mitaty rà amin'ny lovia jobo izy ireo rehefa mijininiaka avy amin'ilay biby izany.