plt_tn/lev/01/01.md

536 B

Yaveh

Io dia anaran'Andriamanitra izay nampahafanatariny ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha.

avy tao amin'ny trano-lay fihaonana, nanao hoe: \v 2 ''Mitenena amin'ny vahoakan'Israely ka lazao amin'izy ireo hoe: 'Raha misy olona

Eto, Yaveh dia manomboka ny firesahany amin'i Mosesy. Io resaka io dia mifarana ao amin'ny 3:17. DH: "Avy tao amin'ny trano-lay fihaonana ary naniraka an'i Mosesy mba hiteny amin'ireo vahoakany hoe: 'raha misy olona"

Raha misy olona aminareo

"raha misy aminareo" na "raha misy ...aminareo"