plt_tn/lam/02/08.md

748 B

zanakavavin'i Ziona

Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.

Nenjaniny ny tady fandrefesana

DH: "Norefesiny ny halavan'ny manda" mba hahafantarany tsara hoe firy no horavana

tsy nihazona ny tanany tsy handrava ny manda

DH: "Nandrava tamin'ny fampiasana ny heriny rehetra Izy"

nihazona ny tanany

"nihazona ny tanany ho Azy"

Nampitomany ny tovon-tany sy ny manda Izy; niara-nirodana ireo.

"Satria efa nandrava ireo tovon-tany sy ireo manda Izy, dia toy ny olona izay mitomany sy lany hery ireo"

tovon-tany

Ireo tanàna fahiny dia misy "manda" lehibe mba tsy ho tafiditra ireo mpanafika, ary ny faritry ny "tovon-tany" ivelany dia mba tsy hahatongavan'ireo mpanafika eo amin'ny manda.