plt_tn/jud/01/24.md

918 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Joda dia namarana tamin'ny fitahiana.

Hahatonga anao hijoro eo anatrehan'ny voninahiny

Ny voninahiny dia hazavana mamirapiratra izay maneho ny halehibeny. DH: "ary mamela anao hankafy sy hidera ny voninahiny."

Tsy misy tsiny

Eto ny fahotana dia resahana toy ny hoe maloto eo amin'ny vatana na vovoka amin'ny vatana. DH: "Izay hisy anao tsisy ota."

Ho an'Andriamanitra tokana Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika

"Ho an'Andriamanitra tokana, izay namonjy antsika noho ny nataon'i Jesosy Kristy." Izany dia manamafy fa Andriamanitra Ray ary koa ny Zanaka dia Mpamonjy.

Ny voninahitra, ny fahalehibiazana, ny fahefana, ny hery, talohan'ny fotoana rehetra, ankehitriny, ary mandrakizay

Andriamanitra dia nanana hatrany, manana izany ankehitriny, ary hanana hatrany ny voninahitra, fitarihana tanteraka, ary fifehezana tanteraka ny zava-drehetra.