plt_tn/jud/01/22.md

792 B

Ireo izay misalasala

"Ireo izay mbola tsy mino fa Andriamanitra dia Andriamanitra."

Misarika azy ireo hiala amin'ny afo

Izany dia manao amin'ny hafa izay tokony atao mba hitazomana azy ireo tsy ho faty raha tsy amin'i Kristy ary manome sarisarin'olona izay misarika olona latsaka anaty afo mialohan'ny famaizan'izy ireo.

Ary ny sasany indray amindrao fo amin-tahotra

"Aoka ho tsara fanahy amin'ny hafa, fa matahora hanota toy ny fomba fanaon'izy ireo."

Mankahalà na dia hatramin'ny akanjo nolotoin'ny nofo aza

Izany fanoharana izany dia miresaka ny mpanota ho tahaka ny tena ratsy ka mety hitondra aretina ho an'ny olona amin'ny alalan'ny fikasihana ireo akanjony. DH: "Ento izy ireo toy ny hoe mety ho meloka amin'ny fahotana ianao amin'ny alalan'ny fikasihana ny akanjony."