plt_tn/jud/01/20.md

887 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Joda dia niteny ireo mpino ny fomba tokony hiainan'izy ireo sy ny fomba tokony hitondrany ny hafa.

Fa ianareo, ry malala, miorena tsara

Ny fahatokisana bebe kokoa an'Andriamanitra sy fankatoavana azy dia lazaina, toy ny hoe dingana amin'ny fanorenana tranobe iray. "Aza manao toy izy ireo, ry malala. Fa kosa, tahaka ny fiorenanareo tsara."

Miandry ny

"Miandrandra fatratra ny."

Tehirizo ny tenanareo ho amin'ny fitiavan'Andriamanitra

Ny fahafahana mandray ny fitiavan'Andriamanitra dia resahana toy ny hoe mitazona ny tenany amin'ny toerana iray.

Ny famindram-pon'i Jesosy Kritsy Tompontsika izay mitondra anao ho amin'ny fiainana mandrakizay

Eto ny hoe: "famindram-po" dia miresaka an'i Jesosy Kristy tenany, izay hampiseho ny famindram-pony amin'ireo mpino amin'ny alalan'ny fanomezana azy ireo fiainana mandrakizay miaraka aminy.