plt_tn/jud/01/09.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Balama dia mpaminany iray izay nandà tsy hanozona an'Isiraely ho an'ny fahavalo saingy avy eo nampianatra izany fahavalo izany mba hanamora ny olona hanambady tsy mpino ary ho tonga mpivavaka amin'ny sampy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Kora dia lehilahin'Isiraely izay nikomy tamin'ny fitarihan'i Mosesy sy ny fisoronan'i Arona.

Nifanditra taminy

"Niady hevitra taminy."

Dia tsy sahy

"Namehy ny tenany. Izy dia tsy sahy niteny" na "tsy vonona ny hiteny."

Fanamelohana ratsy

"Fitenenana ratsy" na "fitsarana ratsy."

Ireo olona ireo

Ireo olona tsy araka an'Andriamanitra

Ireo olona ireo dia miteny ratsy

"Ireo olona ireo dia miteny ratsy, zavatra tsy marina momba azy ireo."

Izay zavatra rehetra tsy fantany

"Na inona na inona tsy fantany ny dikany." Mety ho dikany dia izao: 1) "ny zavatra tsara rehetra tsy azon'izy ireo." 2) "ireo manam-boninahitra izay tsy fantany akory."

Ny lalan'i Kaina

Kaina dia namono ny rahalahiny ary tsy niaina ho an'Andriamanitra.