plt_tn/jos/24/27.md

289 B

vahoaka

Ity dia maneho ireo Israelita.

ity vato ity no vavolombelona...Nandre ireo teny

Ny vato izay napetrak'i Josoa dia voalaza fa izany ilay olona iray izay nandre izay voalaza ary mety hijoro vavolombelona mahakasika izay nolazaina.

ianareo raha toa ka

"ianareo raha mbola"