plt_tn/jos/24/05.md

8 lines
421 B
Markdown

# Fampahfantarana amin'ny ankapobeny:
Josoa dia miresaka hatrany izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny fifanarahany tamin'ny vahoakany.
# nentina nivoaka ianareo... Nentina nivoaka ireo razambenareo
Nampifandimbiasan'i Yaveh teo amin'ireo andian-teny roa, izay samy maneho amin'Israelita rehetra, ny taloha sy ny ankehitriny. Ny teny "ianareo" dia maro amin'ity teny ity ary maneho amin'ireo firenena lehibe an'Israely.