plt_tn/jos/22/34.md

8 lines
203 B
Markdown

# satria hoy izy ireo
Ity dia maneho an'ireo Robenita sy Gadita.
# Io no vavolombelona eo aminay
Ny alitara dia voalaza fa izany no vavolombelona mety afaka hijoro vavolombelona ho an'ireo foko telo.