plt_tn/jos/22/32.md

215 B

Nety tamin' ny vahoakan'ny Israely ny tatitr'izy ireo

Eto "nety tamin'ny" dia midika hoe "nanaiky". D.H: "Nanaiky ny tatitr'ireo mpitarika ny vahoaka."

hamotehana ny tany

"potehina izay rehetra amin'ny tany"