plt_tn/jos/22/28.md

671 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fokon'i Robenita, i Gada sy ny satsasaikin'ny fokon'i Manase dia nahavita ny valintenin'izy ireo eto.

Raha tahiany ka lazaina... vavolombelona teo aminay sy ianareo."

Ireo foko telo dia mamaritra ny fahafahan'izy ireo mamaly amin'ny fiampangana izay mety na mety tsy vita amin'ny fotoana ho avy.

Sanatriavinay anie ny hikomy

Ny vintana inoana fa tsy maintsy hikomian'izy ireo dia voalaza fa misy fahalavirana lehibe amin'izy ireo. D.H: "Tsy hikomy tokoa isika"

hiala amin'ny fanarahana Azy

Ijanona tsy hanaraka an'iY aveh dia voalaza fa niala tamin'ny fanarahana Azy izy ireo. DH: "Mijanona amin'ny fanarahana Azy"