plt_tn/jos/22/17.md

696 B

Tsy ampy antsika ve ny fahotantsika tao Peora?

Ity fanontaniana ity dia manamafy izay fahamafisan'ny fahotan'izy ireo tany aloha. Izany dia mety voasoratra ho fanambarana. D.H: "Efa nanota mahatsiravina tao Peora isika!"

Peora

Ity dia anaran-toerana.

Izay mbola tsy nahadiovantsika ny tenantsika tamin'izany akory

D.H: "Dia mbola nanao ny holikin'ny fahotana izany ihany isiska"

Tsy maintsy hiala amin'ny fanarahana an'i Yaveh ihany koa ve ianareo amin'ity andro androany ity?

Ity fanontaniana ity dia nampiasaina hitenenana mafy amin'ny olona amin'ny fahotan'izy ireo. Izany dia mety voasoratra ho fanambarana. D.H: "Tsy maintsy miala amin'ny fanarahana an'i Yaveh ianareo anio!"