plt_tn/jos/21/01.md

336 B

Eleazara... Nona

Ireo dia anaran-dehilahy.

dia hoy izy ireo tamin'izy ireo

"Ireo Levita niteny azy ireo"

Nandidy anareo tamin'ny tanan'i Mosesy i Yaveh

Ny andian-teny "tamin'ny tanan'i" dia midika izay nampiasain'i Yaveh an'i Mosesy ho mpandraharaha hanafaka ny didiny. D.H: "Yaveh niteny tamin'i Mosesy mba handidy anareo."