plt_tn/jos/18/17.md

12 lines
345 B
Markdown

# En-semesy...Gelilota... Adomima ...Beti-arabà
Ireo dia anaran-toerana.
# ny Vaton'i Bohana
Ity dia tahaka ilay vatobe izay napetraky ny olona ho famantarana ary nanome anarana taorian'ilay lehilahy, Bohana.
# ilan'i Beti-arabà
Ny tany izay manana endrika natsana na tohatra dia voalaza fa izany no ilany. D.H: "ny antsan'i Beti-arabà"