plt_tn/jos/18/11.md

417 B

Ny fanendrena ny tany ho an'ny fokon'i Benjamina dia nomena ny isam-pokon'izy ireo tsirairay

D.H: "Ny isam-pokon'i Benjamina dia nahazo ilay fanendrena ny tany"

anelanelan'ireo taranak'i Joda sy ireo taranak'i Josefa

"manelanelana ny tany izay an'ny taranak'i Joda sy ny tany izay an'ny taranak'i Josefa"

taranak'i Josefa

Ity dia maneho ny taranak'i Efraima sy Manase.

Betavena

Ity dia anaran-toerana.