forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
637 B
Markdown
20 lines
637 B
Markdown
# Ny faritany
|
|
|
|
"Ny faritany ny tanin'i Manase"
|
|
|
|
# lohasahan-driaka
|
|
|
|
ilay ony kely indrindra
|
|
|
|
# Kana
|
|
|
|
anarana lohasahan-driaka
|
|
|
|
# Amin'ny avaratra i Asera hatrany
|
|
|
|
Mety midika hoe 1) izany no faritanin'ny tanin'i Manase any amin'ny sisiny avaratra nandalo ny tany izay an'ny fokon'i Asera na 2) ity iray ity dia afaka mandeha mianavaratra ka hatrany Asera. D.H: "Asera dia avany amin'ny sisiny avaratra" na "Afaka mandeha mianavaratra ny iray manatratra an'i Asera"
|
|
|
|
# amin'ny atsinanana, dia i Isakara.
|
|
|
|
Ny matoanteny dia mety namatsy avy amin'ny andian-teny teo aloha. D.H: "hatrany an-tsinana, dia afaka mahatratra an'Isakara ny iray"
|