plt_tn/jos/15/20.md

4 lines
197 B
Markdown

# Izany no lovan'ny fokon'i Joda
Ny tany izay azon'ny fokon'ny Joda dia voalaza fa izany no lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "Izany no tany izay azon'ny fokon'ny Joda ho lova."