plt_tn/jos/15/13.md

12 lines
461 B
Markdown

# Kiriata... Arba...Debir... Kiriata-sefera
Ireo dia anaran-toerana.
# ny zanak'i Anàka telo lahy: Sesay, Ahimana ary Talmay, ireo taranak'i Anàka
Ireo anarana ireo dia maneho ny fokon'ny vahoaka izay taranak'i Sesay, Ahimana, ary Talmay. Ny teny "zanaka" sy "taranaka" ao amin'ny foto-kevitra dia midika zavatra tsara. D.H: "Ireo foko telo, Sesay, Ahimana ary Talmay, izay taranak'i Anàka"
# Niakatra avy teo izy hanohitra
"Niakatra avy teo izy hiady"