plt_tn/jos/14/08.md

720 B

Fa ireo rahalahiko izay nandeha niakatra niaraka tamiko nampaleminy ny fon'ny vahoaka tamin'ny tahotra

fampitahorana ny vahoaka dia voalaza fa izany no nampahalemena ny fon'ny vahoaka. D.H "Nampitahorina mafy ny vahoaka"

narahiko tanteraka i Yaveh

Ny tsy fivadiahana amin'i Yaveh dia voalaza fa izany no nanarahana tanteraka an'i Yazeh. D.H: "Nampitoetra tsy fivadihana tamin'i Yaveh aho"

ny tany...ho lova ho anao sy ny zanakao mandrakizay

Ny tany izay tsy maintsy hananan'i Kaleba sy ireo taranany dia voalaza fa izany ilay lova izay tsy maintsy ho azon'izy ireo ho fananana maharitra.

ny tany izay nandehanan'ny tongotrao

Eto ny "tongotrao" dia maneho an'i Kaleba. D.H: "ny tany izay efa nandehananao"