plt_tn/jos/13/32.md

600 B

Izany ny lova izay notendren'i Mosesy azy ireo

Ny tany izay notendren'i Mosesy teo amin'ny fokon'Israely teo amorony atsinanan'ny Jordana dia voalaza fa izany dia lova izay nomen'i Mosesy azy ireo ho fananana maharitra. D.H: "Izany no tany izay notendren'i Mosesy azy ireo ho lova"

Fa Yaveh, Ilay Andriamanitr'Israely, no lovan'izy ireo

Ny mpanoratra dia milaza ilay fankatoava lehibe izay nanan'ireo Levita tamin'ny fanompoana an'i Yazveh toy ny mpisorona rehefa nanao azy ho zavatra i Yaveh izay tsy maintsy ho lovan'izy ireo. D.H: "Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely, dia ilay anan'izy ireo"