plt_tn/jos/11/18.md

4 lines
205 B
Markdown

# Yaveh no nanamafy ny fon'izy ireo
Yaveh no nahatonga ny vahoakan'ny tanàna lasa mafy loha izay voalaza toy ny nanamafisan'i Yaveh ny fon'izy ireo. D.H: "Yaveh no nahatonga azy ireo nahery fihetsika."