plt_tn/jos/11/10.md

16 lines
836 B
Markdown

# Notsatohiny tamin'ny sabatra ny mpanjaka
"Novonoin'i Josoa tamin'ny sabany ny mpanjakan'i Hazora"
# Lohan'ireo fanjakana rehetra ireo i Hazora
Nahalasan'ny Hazora tanàna manan-danja indrindra dia voalaza tahaka an'ny Hazora lasa lohan'ireo fanjakana sasany. D.H: "Efa lasa manan-danja indrindra eo amin'ireo fanjakana rehetra i Hazora"
# Novonoin'izy ireo tamin'ny sabatra ny zava-manan'aina rehetra izay tao...tsy nisy zava-manan'aina tavela
Ireo fehezanteny roa ireo dia mizara dika mitovy ary anasongadinana ny fahapotehina tanteraka.
# natokany ho ravàna ireo
Ny teny "izy" dia maneho amin'i Josoa ary sarin-teny amin'ny miaramila izay nentiny. Ny faharavan'ny zava-manan'aina rehetra tao an-tanàna dia voalaza toy ireo zava-manan'aina natoka ho amin'ny fandringanana. D.H: "noringanin'ny miaramila tanteraka izy ireo."