plt_tn/jos/11/06.md

567 B

manolotra azy ireo amin'Israely rehetra tahaka ny olona maty Aho

Yaveh manome fahefana an'Israely mba handresy ny miaramila fahavalo ary hamono ireo miaramila rehetra izay voalaza tahaka ny namonoan'i Yaveh ireo miarmaila ary avy eo nanolotra azy ireo tamin'Israely. D.H: "Manome fahefana an'Israely Aho hamono azy rehetra amin'ny ady"

Ho vonoinao ny soavalin'izy ireo

"Handringa ireo soavaliny amin'ny fanapahana ny tongotr'izy ireo."Izany dia fampiarana rehefa manapaka ny oza-tongony mba tsy afahan'ireo soavaly mamindra.

Meroma

Ity dia anaran-toerana.