plt_tn/jos/09/14.md

441 B

Josoa nihavana tamin'izy ireo sy nanao fifanekena tamin'izy ireo, mba hamelàna azy ireo ho velona. Ireo mpitarika ny vahoaka ihany koa dia nanao voady tamin'izy ireo.

Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza fa zava-mitranga mitovy. Josoa, lehiben'ny firenen'Israely, dia nampanantena ny tsy hamono ireo Gibeonita. Ny lehiben'ny firenen'Israely, dia nanao fanekena mitovy, torak'izany koa.

ny vahoaka

Eto dia maneho ny vahoakan'Israely.