plt_tn/jos/08/24.md

576 B

Rehefa tapitra namono ireo mponina rehetra Israely... izy rehetra...lavo tamin'ny lelan-tsabatra

Samy ampiasain'ny mpanoratra avokoa ireo fehezanteny ireo, izay midika tena fitovian-javatra, mba ilazana mafy izay efa nankatoavan'ny Israelita ny didin'Andriamanitra mba hamonoana ny olona rehetra any Ay.

lavo tamin'ny lelan-tsabatra

Eto ny fahalavoana dia midika fahafatesana, ary ny lelan-tsabatra dia maneho na ady na miaramilan'Israely. D.H: "efa maty tamin'ny ady" na "efa maty rehefa nanafika azy ireo ny miaramilan'Israely"

roa arivo sy iray alina

"12,000"