plt_tn/jos/08/18.md

235 B

Hatolotro eo am-pelan-tananao i Ay

Fanolorana an'i Ay eo am-pelatanan'Israely dia manambara fanolorana ny fanaraha-maso sy fandresen'Israely eo amin'ny Ay. D.H: "Hatolotro anao ny fandresena eo amin'ny Ay" na "Ho baboiko anao i Ay"