plt_tn/jos/08/15.md

1.2 KiB

Namela ny tenan'izy ireo ho resy teo anoloan'izy ireo

"Namela ny tenan'izy ireo ho resy teo anoloan'ny vahoakan'ny Ay." Ny fehezanteny "teo anoloan'izy ireo" dia maneho izay tsy maintsy hijerevana sy hieritreretan'ny vahoakan'ny Ay. D.H: "Namela ny vahoakan'ny Ay hieritreritra fa ny Israelita dia resy"

Namela ny tenan'izy ireo ho resy teo anoloan'izy ireo

Ny fehezanteny "resy" dia afaka atao tso-draditra. D.H: "Avelao ny vahoakan'ny Ay hieritreritra fa efa naharesy ny vahoakan'Israelita izy ireo"

anoloan'izy ireo... nanenjika taoriana izy ireo...voaroaka lavitra ny

Ny teny "azy ireo" sy "izy ireo" eto dia maneho ny miaramilan'ny Ay.

nandositra izy ireo...hanenjika azy ireo

Ny teny "izy ireo" sy "azy ireo" eto dia maneho ny miaramilan'ny Israely.

Ny olona rehetra izay tao an-tanàna dia nifampiantso

D.H: "Ny lehiben'ny tanàna dia niantso ny vahoaka rehetra miaraka tao an-tanàna"

Ny olona rehetra izay tao an-tanàna

Ny mpanoratra dia miresaka ny fomba amin'ny ankapobeny ny momba ny vahoaka, saingy ho an'ny olona rehetra izay afaka miady izany. D.H: "Ny vahoakan'ny tanàna rehetra izay afaka manaraka ny miaramilan'ny Israely"

namela izany hivoha

"namela ny vavahadin'ny tanàna hivoha"