plt_tn/jos/08/13.md

307 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miomana ny hiady amin'ny vahoakan'ny Ay ny Israelita.

ny tafika lehibe

Ity dia maneho ny vondrona lehiben'ny fiadivan'ny lehilahy, ireo dia tsy ao anatin'ny vondron'ny fiafenana.

mpiandry vodi-lalana

Ireo dia "apetraka ao am-piafenana eo andrefan'ny tanàna"