plt_tn/jos/08/05.md

231 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Josoa manazava hatrany ny paik'ady amin'ireo miaramilany.

Hanome izany eny am-pelan-tananareo

Etoana ny "tany" dia mampiseho fanaraha-maso sy hery an'ny vahoaka teo amin'ireo fahavalony.