plt_tn/jos/07/06.md

1.1 KiB

notriariny ny akanjony...nanisy vovoka ny lohan'izy ireo ary nampiankohoka ny tavan'izy ireo teo amin'ny tany teo anoloan'ny fiaran'i Yaveh

Nanao izany izy ireo mba hampisehoana an'Andriamanitra hoe ahoana ny alahelo sy fahorian'izy ireo.

Mba hanolotra anay eo an-tanan'ireo Amorita mba haharingana anay ve?

Jososa dia nangataka raha izany ny hevitr'Andriamanitra izany no nitondra azy ireo nita an'ny Jordana. D.H: "Nanao izany ve ianareo mba hanolorana anay eo an-tanan'ireo Amorita mba handringana anay?

Mba hanolotra anay eo an-tanan'ireo Amorita mba haharingana anay ve?

Ny tanan'ireo Amorita dia maneho ny fanaraha-maso sy herin'izy ireo. Fanolorana ireo Israelita ho eo an-tanany mba handringana azy ireo manambara famelana ny Amorita mba hanana fanaraha-mason'ny Israelita ary handringana azy ireo. D.H: "Mamela ny Amorita ve mba handringana anay?

Raha mba nanana fanapahan-kevitra samihafa mantsy izahay

Ny teny "Raha mba" dia mampiseho fa izany dia faniriana ho an'ny zavatra izay tsy mbola niseho. D.H: "Maniry aho ny mba nanantsika fanahan-kevitra samihafa"